Entrée | 1 mitovy saranga |
Mots élémentaires | 2 mitovy, 3 saranga |
Partie du discours | 4 locution |
Explications en malgache |
5 mitovy laharam-boninahitra; mitovy halava, tsanganana, mitovy hamendrehana (nampiasaina taty aoriana mba hilazana fitovian-jo aman-kasina ka tsy misy ambony sy ambany) [1.1] |
Explications en anglais |
6 of equal rank [1.7] |
Explications en français |
7 de rang égal [1.8] |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |